|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  eva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Avona [1.78]
4  Basivava, mpisekoseko, mpirehareha [1.78]

Teny iditra (2/3)5  eva
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  Famantarana ifanarahana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8  Symbole [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)10  Eva
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  12  Soratra Masina
Fanazavàna teny malagasy  13  Vehivavy vadin' i Adama, dia ilay lehilahy voalohany teto ambonin-ny tany araka ny lovantsofin-ny firenena tranainy tany Azia [1.10]
14  Randzavola: Eva amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  15  Eve [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  16  Ève [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17  Toko sy andininy momba Eva
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana

Fivaditsoratra  19  ave, eva

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21